Ireo Fahadisoana Goavana Folo Fanaon’ ny Pasitera Ireo Fahadisoana Goavana Folo Fanaon’ ny Pasitera

Ireo Fahadisoana Goavana Folo Fanaon’ ny Pasitera

    • 13,99 лв.
    • 13,99 лв.

Publisher Description

Miteny antsika ny Baiboly fa manao fahadisoana avokoa isika rehetra – tsy afa-miala amin’ izany ihany koa ire pastera. Ny fahadisoana dia mahatonga anao hihemotra raha tokony handroso. Fahadisoana iray afaka mampijanona anao tsy handroso any aloha.Inona no fahadisoana mety ataon’ ny pastera? Inona avy ireo fahadisoana folo fataon’ ny pastera?

Asaina ianao hamaky ireo pejin’ ity boky mahagaga ity sy hamantatra ny fahadisoana mampidi-doza anao raha ataonao ary ny fomba fialana ireo fahadisoana lehibe mety ataon’ ny pastera. Ho fitahiana ho anao sy ny asa fanompoanao ity boky manan-danja ity.

GENRE
Religion & Spirituality
RELEASED
2018
14 June
LANGUAGE
MG
Malagasy
LENGTH
70
Pages
PUBLISHER
Dag Heward-Mills
SIZE
318.7
KB

More Books by Dag Heward-Mills

Образцов брак Образцов брак
2018
Какво означава да сме мъдри като змиите Какво означава да сме мъдри като змиите
2018
Jézabel, une femme déplacée Jézabel, une femme déplacée
2024
Jezabel, una mujer fuera del orden Jezabel, una mujer fuera del orden
2024
Jezebel, uma Mulher Fora de Ordem Jezebel, uma Mulher Fora de Ordem
2024
Jezebel, a Woman Out of Order Jezebel, a Woman Out of Order
2024