Lazao Azy (Antony 120 tokony hahatonga anao ho mpamonjy fanahin’olona)
-
- 6,99 €
-
- 6,99 €
Description de l’éditeur
Efa vonina ny saha ary efa vokatra ho amin’ ny finjinjana ireo fanahy, nefa aiza ireo mpitoriteny? Antso maika ho an’ ny Kristiana mba ho tonga mpamonjy fanahy ity boky vaovao manainga fanahy nosoratan’I Dag Heward-Mills ity.